Teny iditra atrehina (atrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Jerena eo anoloana: Natrehin' ny lehiben' ny fampianarana ny fizaran-doka tao amin' ny sekolinay
Hita maso: Natrehinao ve ny nikapohany ny zandrinao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See atrika. [1.2]
 To be faced [1.7]
Fanazavàna teny frantsay à quoi on fait face, dont on est témoin [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atrehina, atrehiko, atrehinao, atrehiny, atrehintsika, atrehinay, atrehinareo, atrehin', atrehin-, atrehim-, atrehi-
Ny lasa : natrehina, natrehiko, natrehinao, natrehiny, natrehintsika, natrehinay, natrehinareo, natrehin', natrehin-, natrehim-, natrehi-
Ny hoavy : hatrehina, hatrehiko, hatrehinao, hatrehiny, hatrehintsika, hatrehinay, hatrehinareo, hatrehin', hatrehin-, hatrehim-, hatrehi-
Filaza mandidy : atreho
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20