|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atsa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fivoizana lakana moramora ataon' ny mpihaza fano na sokatra mba tsy ho henony [Sakalava] [1.1]

Teny iditra (2/2)4  atsa
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  hira, antsa [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7  chant [Taisaka] [1.82]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Anarana :

Fivaditsoratra  10  atsa, sata

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31