Teny iditra atsapa (tsapa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina hitsapana: Ny tehiny no atsapan' ny jamba ny manodidina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atsapa, atsapako, atsapanao, atsapany, atsapantsika, atsapanay, atsapanareo, atsapan', atsapan-, atsapam-
Ny lasa : natsapa, natsapako, natsapanao, natsapany, natsapantsika, natsapanay, natsapanareo, natsapan', natsapan-, natsapam-
Ny hoavy : hatsapa, hatsapako, hatsapanao, hatsapany, hatsapantsika, hatsapanay, hatsapanareo, hatsapan', hatsapan-, hatsapam-
Filaza mandidy : atsapao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31