Teny iditra | 1 atsatsake |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
androngo maitsomaitso mpandady amin'ny rindrina sy ny ratin'akondro |
Voambolana |
4 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Fivaditsoratra | 5 atsatsake, atsetsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |