|
|
|
|

Teny iditra1  atsidradraka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asandrahaka, atsangana, atao misandrahaka: Aza atsidradraka ohatra izao re ny tongotrao
Fototeny  4  tsidradraka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11