Teny iditra atsidy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro, Taisaka, Tanosy] Vovo (fakana hazandrano) [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] tandroho (fitondran'ny mpanihika) [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Tankarana] nasse [David 1952 (takila A)]

2017/03/10