Teny iditra atsikana
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Ohatra ary manao atsikana eny am-pandahanana izy, ary indray aza dia misy zavatra tsy toko hatao, dia ataony. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 15]

Teny iditra atsikana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] Flueggea microcarpa Blume (Phyllanthaceae) ; réf. Service Forestier 1675. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Flueggea microcarpa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31