Teny iditra | atsikera (tsikera (kera)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Saratsarahina tsy avala hifatratra na hifitsaka: Atsikerao tsara ireo kapoaka ireo hatao sesi-kidoro [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on sépare, qu'on espace, qu'on carde [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | atsikera, reakatsy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |