|
|
|
|

Teny iditra1  atsimbina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Entina mitsimbina: Nahavory vola arivo izahay hatsimbina ireo mahantra eo amin' ny fokontany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] ce qui sert à soigner
Fototeny  5  tsimbina
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29