Teny iditra | 1 atsindroka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina mitsindroka na maka zavatra, vato kely na voan-javatra, amin' ny vava (vavam-borona) |
Fototeny | 4 tsindroka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 atsindroka, dorantsika, tsiakondra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |