Teny iditra | 1 atsoboka |
Fototeny | 2 tsoboka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ampidirina ao anaty rano: Atsobok' Ibalita ao anaty sinibe ny tanany maloto |
Ohatra |
5 atsoboka anaty daba feno ditsaka ny lohan' ilay olona. [2.472#] 6 Fa nony nataon' Andrianampoinimerina didy ny tangena dia natsahatra ny tanana atsoboka sy ny lelantsy nodorana ary ny sosoa mora. [2.508#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 atsoboka, botsoaka, kotsabao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |