Teny iditra atsofohy (tsofoka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atsofoka [fitanisana]
Ohatra 
1Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very [1.1]
2Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itý hojerena raha sahaza anao [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31