Teny iditra | 1 atsofotra |
Fototeny | 2 tsofotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asitrika, alentika: Atsofotra ao anaty rano mangatsiaka ny vy mahamay rehefa aofana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qu'on pousse dans, qu'on plonge dans |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 atsofotra, fototsara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |