|
|
|
|

Teny iditra1  atsofotra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asitrika, alentika: Atsofotra ao anaty rano mangatsiaka ny vy mahamay rehefa aofana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qu'on pousse dans, qu'on plonge dans
Fototeny  5  tsofotra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  atsofotra, fototsara

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29