Teny iditra | 1 atsontsona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina manafosafo, manambitamby biby: Ny tanany malefadefaka iny no natsontsony an' ilay alika ka nampatory azy |
Fototeny | 4 tsontsona |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 antsoantso, atsontsona, ontsaontsa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |