|
|
|
|

Teny iditra1  avadika
Fototeny  2  vadika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao miamboho: Avadiho ny lalimoara
atao ivelany ny ao anatiny: Navadiny ny zipony ka nihomehy daholo ny olona
aseho ny lafiny mbola tsy niseho: Avadiho amin' izay ny takelaka
iodinana: Navadiky ny sakaizany izy
afindra ho amin' ny fasan-drazana na fonosin-dambamena: Amin' ny herintaona no havadika i Dadatoa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be turned over
to be changed (of a conversation)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] qu’on retourne
7  [1.3, 1.8] qu’on trahit
8  [1.3] qu’on change de côté, qu’on tourne, qu’on met à l'envers, qu'on chavire
qu’on transporte dans un autre tombeau
9  [1.8] dont on change le sujet (conversation)
Ohatra  10  [1.3] Navadik'ilay kary aho (Ce coquin m’a trahi)
11  [2.117] Asa tany Mila avadika ny tany rehefa mamboly.
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra  20  avadika, davakay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21