Teny iditra | 1 avahana |
Fototeny | 2 avaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Sarahina: Avaho ny ondry sy ny osy Atokana: Tokony havahana aloha ny voa hafafy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to be separated 6 [1.7] to be distinguished from others |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3, 1.8] qu'on sépare 8 [1.3] qu'on distingue 9 [1.8] qu'on distingue des autres |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 14 anavaha, avahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |