Teny iditra avaizo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] ankehitriny [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] ataonio [David: Dialectes (takila A)]
Mpitovy hevitra ataonio

Teny iditra avaizo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Solanum nodiflorum Jacq. (Solanaceae). Plante consommée comme légume vert. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Solanum nodiflorum

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31