Teny iditra | 1 avaly |
Fototeny | 2 valy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Teny entina mamaly: Tsy manan-kavaly ianao satria tratra ambody omby Asetry: Inona no havaliko izao soa ataonao ahy izao |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny avaly io |
Fivaditsoratra | 10 alavy, avaly, avila, ivala, valia, viala |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |