Teny iditra avanditra (vanditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mivohitra na mampivohitra; entina mamanditra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à mettre en relief, ce qui sert pour mettrre en relief [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avanditra, avanditro, avanditrao, avandiny, avanditsika, avanditray, avanditrareo, avanditr', avandi-, avanditry
Ny lasa : navanditra, navanditro, navanditrao, navandiny, navanditsika, navanditray, navanditrareo, navanditr', navandi-, navanditry
Ny hoavy : havanditra, havanditro, havanditrao, havandiny, havanditsika, havanditray, havanditrareo, havanditr', havandi-, havanditry
Filaza mandidy : avandiro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20