|
|
|
|

Teny iditra1  avantana
Fototeny  2  vantana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy alefa mankatsy mankarỳ fa alefa mahitsy: Avantano ao amin' i Dada ny taratasiko
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  avantana, natavana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20