Teny iditra | 1 avara-patana |
Singan-teny | 2 avaratra, fatana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the place of honour in entertaining a guest; lit. north of the hearth. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.415#2173] La place au nord du foyer. C' était la place d' honneur dans la case. |
Ohatra |
6 Faribolana amin' ny ladina an-tany no ataon' izy mianakavy eo avarapatana: Rangahy ambony akalana, Ramatoa eo ankavanany, tsy alàna am-pofo I Terezy kely ka raha tsy eny amin-dreniny dia mifindra amin' I Katy, na raha tsy izany ifandimbiasan' izy roalahy fahanana. [2.470#] |
Voambolana |
7 Teny fanajana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny avara-patana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |