|
|
|
|

Teny iditra1  avatsy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Omena hatao vatsy: Volavolam-bary sy henan' akoho no navatsiny anay
Fototeny  4  vatsy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  atsiva, avatsy, vatsia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21