Teny iditra avavatra (vavatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mamavatra, manisy vavany (zavatra iray) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce avec quoi on incise, on ouvre, on délie, les paroles dont on se sert [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avavatra, avavatro, avavatrao, avavany, avavatsika, avavatray, avavatrareo, avavatr', avava-, avavatry
Ny lasa : navavatra, navavatro, navavatrao, navavany, navavatsika, navavatray, navavatrareo, navavatr', navava-, navavatry
Ny hoavy : havavatra, havavatro, havavatrao, havavany, havavatsika, havavatray, havavatrareo, havavatr', havava-, havavatry
Filaza mandidy : avavaro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20