Teny iditra avelo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian' ny fahafatesana; koa raha izany dia azo heverina ho fototry ny hery mahavelona (a + velona) fotsiny no nandraisan' ny taloha azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A spirit, soul, ghost, shade of dead or living. See ambiroa. [1.2]
 The soul; a spirit, a ghost [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'âme des morts [1.8]
Voambolana 

Teny iditra avelo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Fofom-biby arahin'ny alika mihaza [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31