Teny iditra (1/2) | 1 avelo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian' ny fahafatesana; koa raha izany dia azo heverina ho fototry ny hery mahavelona (a + velona) fotsiny no nandraisan' ny taloha azy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a spirit, soul, ghost, shade of dead or living. See ambiroa. 5 [1.7] the soul; a spirit, a ghost |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] l'âme des morts |
Voambolana |
7 Fivavahana, finoana |
Teny iditra (2/2) | 8 avelo |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Sihanaka]
fofom-biby arahin'ny alika mihaza |
Fivaditsoratra | 11 alevo, avelo, avole |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |