Teny iditra | avenina (avina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona aleha ka anontaniana; vangiana: Naveniny aho momba ilay asa tadiaviny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be visited for enquiry, to be inquired about. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | avenina | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Akekezina [1.78] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |