Teny iditra | 1 averina |
Fototeny | 2 verina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ampanaovina dia mianotra: Avereno ny fiarakodia Lazaina indray: Avareno izay lazaiko Atao fanindroany: Naverina indray ny fanadinana fa nisy nahita mialoha ny zavatra hanadinana Asaina miverina: Naverina ilay iraka Aterina: Tsy mbola naverin' ilay karilahy iny ihany ny bokiko nindraminy Ampodìna: Naveriny ho amin' ny ialan' ny fahamarinana ilay zanany nania |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#753] Used of something returned or sent back |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#828] Qu’on fait revenir, retourner, qu’on rend, qu’on rapporte, qu’on ramène, qu'on répète, qu'on redit: Vao lasa kelikely ny mpitondra entana dia naverina (Le porteur de paquets était à peine parti, qu’on l’a fait revenir) ~ Tsy mbola naverina ny hetiko (On ne m’a pas encore rendu mes ciseaux) |
Ohatra |
7 Manao ahoana iry olona iry raha averina? [2.298#46] 8 Andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472#] 9 Raha misy ambiny ny vola dia averina any aminy. [2.356#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny averina io |
Fivaditsoratra | 15 arevany, averina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |