|
|
|
|

Teny iditra1  avezina
Fototeny  2  vezina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Aràna, averina amin' ny toerany teo aloha indray: Avezin' ny rivotra miankavia miankavanana ny zozoro
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  avezany, avezina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05