Teny iditra avitrana (vitrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Zairina mba hitambatra: Avitrano kely ireo lamba roa ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be sewed together along the edges: to be joined lengthwise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on coud ensemble par les bords; qu'on joint en longueur [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avitrana, avitrako, avitranao, avitrany, avitrantsika, avitranay, avitranareo, avitran', avitran-, avitram-, avitra-
Ny lasa : navitrana, navitrako, navitranao, navitrany, navitrantsika, navitranay, navitranareo, navitran', navitran-, navitram-, navitra-
Ny hoavy : havitrana, havitrako, havitranao, havitrany, havitrantsika, havitranay, havitranareo, havitran', havitran-, havitram-, havitra-
Filaza mandidy : avitrano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20