Teny iditra | 1 avizaviza |
Fototeny | 2 vizaviza |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Entina mamizaviza, maniratsira, manebaka: Teny mata toy izany no navizavizany ahy |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 avazivazy, avizaviza |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |