Teny iditra avoana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] fampihantana [Rakotosaona 1975]

Teny iditra avoana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] fanekena [Rakotosaona 1975]

Teny iditra avoana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] halemem-panahy, fanaranana [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2009/05/15