Teny iditra | 1 avonavona |
Fototeny | 2 avona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 avona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 pride, haughtiness [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [duplicatif] [1.3#68] 7 orgueil, hauteur [1.8] |
Ohatra |
8 Tsy be avonavona fa azo itokiana. [1.437#] 9 Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [2.298] 10 Ankehitriny isika dia manatri-maso karazana fahapotehan' ny avonavona. [1.369#] 11 tsy avonavona na tsy fitiavana, fa misy antony tsy ahaizako manaiky ny fangatahany. [2.499#79] |
Voambolana |
12 Ontam-po |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny | 16 Avonavona resim-pitia (Rabetsimandranto Fidelis-Justin) |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |