Teny iditra avonkina (vonkina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Aforitra fa tsy atsotra: Avonkeno kely ny tongotrao fa hisy olona handalo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be contracted or clenched as a fist [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on contracte, comme le poing [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avonkina, avonkiko, avonkinao, avonkiny, avonkintsika, avonkinay, avonkinareo, avonkin', avonkin-, avonkim-, avonki-
Ny lasa : navonkina, navonkiko, navonkinao, navonkiny, navonkintsika, navonkinay, navonkinareo, navonkin', navonkin-, navonkim-, navonki-
Ny hoavy : havonkina, havonkiko, havonkinao, havonkiny, havonkintsika, havonkinay, havonkinareo, havonkin', havonkin-, havonkim-, havonki-
Filaza mandidy : avonkeno

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20