Teny iditra avo ranjana
Singan-teny avo ; ranjana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lava ranjo [1.1]
Ohatra Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [2.472]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16