Teny iditra | avo ranjana | |
Singan-teny | avo ; ranjana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lava ranjo [1.1] | |
Ohatra | Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana.
[2.472] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny avo ranjana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |