Teny iditra avo roa heny
Singan-teny avo ; roa heny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy Twice as much, twice as many [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Deux fois plus [1.8]
Ohatra Avo roa heny ny mety ahavoazan'ny olona voan'ny VIH ny tazo [2.424]
Tovy hevitra roa heny

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20