Teny iditra | 1 avo roa heny |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 avo, roa heny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] twice as much, twice as many |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] deux fois plus |
Ohatra |
6 [2.424#] avo roa heny ny mety ahavoazan'ny olona voan'ny VIH ny tazo |
Tovy hevitra | 7 roa heny |
Fivaditsoratra | 8 avo roa heny, havionareo, havoinareo, hiovanareo, hoavinareo, ivohanareo, vohainareo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |