|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  avotana
Fototeny  2  avotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Vonjena amin' ny fahavoazana, amin' ny mahaporitra: Navotany tamin' ny fanandevozanany firenena avoty kely aho raha manambola ianao
5  Enti-milaza zavatra efa namidy ka vidina vola indray fa tiana hiverina amin' ny tena: Navotako indray ilay tany namidiko tamin-dRabe
6  Vidina, onerana: Havotanao lafo izany vavanao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to be redeemed, to be ransomed [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  qu'on rançonne, qu'on rachète [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  avotana
Fototeny  14  avotra
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  16  to be plucked up, rooted up, or eradicated [1.2]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  21  atavano, atavona, atovana, avotana, vatoana, voatana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31