|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  avovona
Fototeny  2  vovona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Ampifanongoavina, atao antontany: Aza avovona eto an-tokotany ny fako fa ario [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  avovona
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  Fiavosa mifanongoa miavoavo. [1.1]
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Anarana :

Fivaditsoratra  14  avovona, ovañova, voañova, voavona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20