Teny iditra (1/3) | 1 aza |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-mandrara tsy hanao zavatra: Aza mikiakiaka mankarenin-tsofina eo ianareo, rankizy Enti-mirary mba tsy ho voa, mitovy amin' ny hoe enga anie tsy...: Aza manody ny taranako sy ny taranakao izany! Enti-manohana zavatra mba tsy ho tonga, tsy hisy: Aza tsiny raha manapaka ny teninao aho |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] an adverb of prohibition or deprecation, followed by a present tense. Do not, may it not, be not, as: aza mandeha, Do not go. 5 [1.7] don't; used with active and occasionally with passive verbs, but never with the imperative |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] ne..., ne pas... ; se met devant les verbes actifs et quelquefois devant les verbes passifs, mais jamais devant les verbes impératifs |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/3) | 34 aza |
Sokajin-teny | 35 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
36 [1.78] [Tambahoaka]
aiza? |
Tovy hevitra | 37 akaza? |
Teny iditra (3/3) | 38 aza |
Sokajin-teny | 39 kianteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
40 [1.1] Teny miaraka mandrakariva amin' ny hoe na dia izay mialoha azy ka enti-milaza fiaikena: Na dia mahantra aza izy, tsy mba mangalatra na oviana na oviana |
Fanazavàna teny anglisy |
41 [1.2, 1.7] even though, even |
Fanazavàna teny frantsay |
42 [1.8] quoique, même, quand même |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22 |
![]() |