| Teny iditra | 1 aza any izany |
| Singan-teny | 2 aza, 3 any, 4 izany |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enga anie ka tsy ho avy izany! Sanatria anie izany
[1.1] |
| Tovy hevitra | 7 azaanieizany, azamisyanieizany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23 |
|