Teny iditra (1/2) | 1 aza manadino |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 [2.643#87] Veloma, aza manadino 4 [2.285#9] aza manadino fa ny teny malagasy no vavahady hampidirantsika sy hamoahantsika ny fahalalana vorina |
Singan-teny | 5 aza, manadino |
Teny iditra (2/2) | 6 azamanadino |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.196] (de aza : négation et manadino : oublier ; « ne m'oubliez pas »). Myosotis sp. (Borraginacées), introduits et cultivés comme plantes décoratives. Les Malgaches on traduit la devise bien connue des langues européennes : « forget me not », etc. [Merina]
|
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Singan-teny | 10 aza, manadino |
Fivaditsoratra | 11 aza manadino, azamanadino |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |