Teny iditra (1/2) | 1 aza manadino |
Singan-teny | 2 aza, manadino |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Veloma, aza manadino [2.643#87] 5 aza manadino fa ny teny malagasy no vavahady hampidirantsika sy hamoahantsika ny fahalalana vorina [2.285#9] |
Teny iditra (2/2) | 6 azamanadino |
Singan-teny | 7 aza, manadino |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.196] (de aza : négation et manadino : oublier ; « ne m'oubliez pas »). Myosotis sp. (Borraginacées), introduits et cultivés comme plantes décoratives. Les Malgaches on traduit la devise bien connue des langues européennes : « forget me not », etc. [Merina]
|
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 11 azamanadino, aza manadino |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |