|
|
|
|

Teny iditra1  azaoty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazana gazy hita eo amin' ny zavaboary ka ilain' ny zavamananaina betsaka, na ny biby izany na ny zavamaniry
Voambolana  4  Simia

Fivaditsoratra  5  aotazy, azaoty, iotaza, iozata, itoaza

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31