|
|
|
|

Teny iditra1  azo itarafana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  Mety hahatsangana hafa koa angamba izy, raha tahin' Andriamanitra ka tsy ho efitra milafi-tsihy intsony no hodiavin' ny tongony fa gorodona malama sy mangirana azo itarafana. [2.470]
Singan-teny  4  azo, itarafana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01