Teny iditra (1/2) | 1 azoazo |
Fototeny | 2 azo |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tiana araka ny fankasitrahan' ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin' ireto satroka ireto? Itsy volombatolalaka no azoazoko 5 Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanavianao? Efa azoazo fa misaotra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 pleased with, preferred, grateful. [1.2] 7 found pleasing, approved of [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 obtenu un peu, compris un peu: Tsy azoazoko ny teninao (Je ne comprend pas trop ce que vous dites) 9 préféré [1.3] 10 approuvé, préféré [1.8] |
Ohatra |
11 Mbola azoazoko an-tsaina ihany fa voalavo marary izy io [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 16 azoazo |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 Ranon' afero [Provincial]
[1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 bile. (afèro). [Tankarana]
[1.19] |
Voambolana |
20 Haiaina |
Fivaditsoratra | 21 azoazo, ozaoza |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |