|
|
|
|

Teny iditra1  azom-panafana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mety ho sitran' ny fanafody: Tsy azom-panafana ilay aretina nahavoa azy ka hany nataon' ny dokotera ny nanalefaka ny fangirifiriany
Singan-teny  4  azo, fanafana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07