Teny iditra azom-panafana
Singan-teny azo ; fanafana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mety ho sitran' ny fanafody: Tsy azom-panafana ilay aretina nahavoa azy ka hany nataon' ny dokotera ny nanalefaka ny fangirifiriany [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18