|
|
|
|

Teny iditra1  azo vinanina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] azo kajiana ny fisiany na tsy fisiany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] probabilisable
Voambolana  5  Matematika: antontan'isa
Singan-teny  6  azo, vinanina

Fivaditsoratra  7  azo vinanina, nivazinanao, nivizananao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21